|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akanjo tsy an-tsaha |
| Singan-teny | 2akanjo, 3tsy, 4saha |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[akanjo tsiantsaha]
6karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela.
[1.3] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|